<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 36:14 | Moreover all the chief of the priests, and the people, transgressed very much after all the abominations of the heathen; and polluted the house of the |
Ary ny lehibe rehetra tamin' ny mpisorona sy ny vahoaka koa nanao izay mahadiso indrindra araka ny fahavetavetana rehetra fanaon' ny jentilisa ka nandoto ny tranon' i Jehovah tany Jerosalema izay nohamasininy. | Ny lehiben' ny mpisorona rehetra mbamin' ny vahoaka koa nandroso nanao fahadisoana manaraka ny fahavetavetan' ny firenena, sy nandoto ny tranon' ny Tompo, izay efa nohamasininy, tao Jerosalema. | De plus, tous les chefs des prêtres et le peuple multiplièrent les infidélités, imitant toutes les abominations des nations, et souillèrent le Temple que |