<-
->

2Tt / 2Tan 5:10 There was nothing in the ark save the two tables which Moses put therein at Horeb, when the Lord made a covenant with the children of Israel, when they came out of Egypt. Ary tsy nisy na inona na inona tao anatin' ny fiara afa-tsy ny vato fisaka roa ihany izay nataon' i Mosesy tao anatiny fony tany Horeba, tamin' i Jehovah nanao fanekena tamin' ny Zanak' isiraely, tamin' ny nivoahany avy tany Egypta. Tao anatin' ny fiara, dia tsy nisy afatsy ny takelaka roa napetrak' i Moizy tao, tany Horeba, fony Iaveh nanao fanekena tamin' ny Zanak' Israely, tamin' ny nivoahany avy tany Ejipta. Il n' y avait rien dans l' arche, sauf les deux tables que Moïse y déposa à l' Horeb, lorsque Yahvé avait conclu une alliance avec les Israélites à leur sortie d'Égypte.