<-
->

2Tt / 2Tan 5:5 And they brought up the ark, and the tabernacle of the congregation, and all the holy vessels that were in the tabernacle, these did the priests and the Levites bring up. dia nampakariny ny fiara sy ny trano-lay fihaonana ary ny fanaka masina rehetra izay tao amin' ny lay. Nampakarin' ny Levita mpisorona ireo zavatra ireo. Nafindrany ny fiara mbamin' ny trano lay fihaonana ary ny fanaka masina rehetra tao amin' ny lay, ka ny mpisorona taranak' i Levì no nitondra azy. Ils portèrent l' arche et la Tente du Rendez-vous avec tous les objets sacrés qui y étaient; ce sont les prêtres lévites qui les transportèrent.