<-
->

2Tt / 2Tan 6:4 And he said, Blessed be the Lord God of Israel, who hath with his hands fulfilled that which he spake with his mouth to my father David, saying, ka nanao hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, fa ny vavany efa niteny tamin' i Davida raiko, ary ny tànany no nahatanteraka izany taminy, dia ilay hoe: fa ny vavany efa niteny tamin' i Davida raiko, ary ny tànany no nahatanteraka izany taminy, dia ilay hoe: Isaorana anie Iaveh Andriamanitr' Israely fa ny vavany nilaza tamin' i Davida raiko, ary ny tànany nanatanteraka ilay nolazainy hoe: il dit : " Béni soit Yahvé, Dieu d' Israël, qui a accompli de sa main ce qu' il avait promis de sa bouche à mon père David en ces termes :