<-
->

2Tt / 2Tan 7:18 Then will I stablish the throne of thy kingdom, according as I have covenanted with David thy father, saying, There shall not fail thee a man to be ruler in Israel. dia hampitoeriko ny seza fiandrianan' ny fanjakanao, araka ny fanekeko tamin' i Davida rainao hoe: Tsy ho diso zanakalahy ho mpanapaka amin' ny Isiraely ianao. dia hataoko mafy orina ny seza fiandrianan' ny fanjakanao, araka ny efa nifanekeko tamin' i Davida rainao, nataoko hoe: Tsy ho lany taranaka hanjaka eo amin' Israely hianao na oviana na oviana. je maintiendrai ton trône royal comme je m' y suis engagé envers ton père David quand j' ai dit : "Il ne te manquera jamais un descendant qui règne en Israël. "