<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 7:22 | And it shall be answered, Because they forsook the |
Ary hisy hamaly hoe: Satria nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta izy ka nikikitra tamin' andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany sy nanompo azy, koa izany no nampidirany izao loza rehetra izao taminy. | Dia hamaly ny olona hanao hoe: Satria izy ireo nahafoy an' ny Tompo Andriamanitry ny razany izay namoaka azy tany amin' ny tany Ejipta, ary nifikitra tamin' andriamani-kafa, niankohoka teo anatrehan' ireny, ary nanompo ireny, ka izany no nampianjerany an' izao loza rehetra izao taminy. | Et l' on répondra : "Parce qu' ils ont abandonné |