<-
->

2Tt / 2Tan 8:10 And these were the chief of king Solomon' s officers, even two hundred and fifty, that bare rule over the people. Ary izao no mpifehy ny olona voatendrin' i Solomona mpanjaka, dia dimam-polo amby roan-jato izay nanapaka ny olona. Dimampolo sy roan-jato no lehiben' ny komadaoron' i Salomona mpanjaka, niandraikitra ny fanapahana ny vahoaka. Voici les officiers des préfets dont disposait le roi Salomon : deux cent cinquante qui commandaient au peuple.