<-
->

2Tt / 2Tan 8:13 Even after a certain rate every day, offering according to the commandment of Moses, on the sabbaths, and on the new moons, and on the solemn feasts, three times in the year, even in the feast of unleavened bread, and in the feast of weeks, and in the feast of tabernacles. eny, nanatitra izay fanao isanandro izy araka ny didin' i Mosesy dia tamin' ny Sabata sy ny voaloham-bolana ary ny fotoam-pivavahana intelo isan-taona, dia tamin' ny andro firavoravoana fihinanana mofo tsy misy masirasira sy ny andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro ary ny andro firavoravoana fitoerana amin' ny trano rantsan-kazo. Ka izay voadidin' ny lalàn' i Moizy dia nateriny isan' andro sy isan-tsabata; ary amin' ny voalohan' ny volana, sy amin' ny fety, intelo isan-taona, dia ny fetin' ny azima, ny fetin' ny herinandro, ary ny fetin' ny tabernakla. Selon le rituel quotidien des holocaustes, conformément à l' ordre de Moïse sur les sabbats, les néoménies et les trois solennités annuelles : la fête des Azymes, la fête des Semaines et la fête des Tentes,