<-
->

2Tt / 2Tan 8:18 And Huram sent him by the hands of his servants ships, and servants that had knowledge of the sea; and they went with the servants of Solomon to Ophir, and took thence four hundred and fifty talents of gold, and brought them to king Solomon. ary ny mpanompon' i Hirama dia nampandehaniny hitondra sambo sy mpanompo izay mahay ranomasina; ary niara-nandeha tamin' ny mpanompon' i Solomona ho any Ofira ireo ka nahazo talenta volamena dimam-polo amby efa-jato tany izy, dia nentiny tany amin' i Solomona mpanjaka izany. Ary nampanaterin' i Hirama sambo sy mpanompo mahay ranomasina ho azy, ny mpanompony. Dia niara-nandeha tamin' ny mpanompon' i Salomona ireo, ho any Ofira, dia naka talenta volamena dimampolo sy efa-jato ireo, nentiny ho any amin' i Salomona mpanjaka. Huram lui envoya des navires montés par ses serviteurs ainsi que des serviteurs qui connaissaient la mer. Avec les serviteurs de Salomon ils allèrent à Ophir et en rapportèrent quatre cent cinquante talents d' or qu' ils remirent au roi Salomon.