<-
->

2Tt / 2Tan 8:8 But of their children, who were left after them in the land, whom the children of Israel consumed not, them did Solomon make to pay tribute until this day. dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin' ny taniny, fa tsy naringan' ny Isiraely, no nampanaovin' i Solomona fanompoana mandraka androany. dia ny taranak' ireo, izay nandimby azy nipetraka tamin' ny tany, ka tsy naringan' ny zanak' Israely, no nalain' i Salomona ho mpanao fanompoana, mandrak' androany. et dont les descendants étaient restés après eux dans le pays sans être exterminés par les Israélites, Salomon les leva comme hommes de corvée; ils le sont encore.