<-
->

2Tt / 2Tan 8:9 But of the children of Israel did Solomon make no servants for his work; but they were men of war, and chief of his captains, and captains of his chariots and horsemen. Fa ny Zanak' isiraely dia tsy mba nampanaovin' i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy komandin' ny mpanafika malaza ary komandin' ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny Fa tsy mba nisy nandevozin' i Salomona nampanaovina ny raharahany ny zanak' Israely, na dia iray aza; fa izy ireo kosa no miaramilany sy mpifehy ny manam-boninahiny ary komandin' ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaliny. Mais Salomon ne fit point des Israélites des esclaves travaillant pour lui, car ils servaient comme soldats : ils étaient les officiers de ses écuyers, les officiers de sa charrerie et de sa cavalerie.