<-
->

2Tt / 2Tan 9:11 And the king made of the algum trees terraces to the house of the Lord, and to the king' s palace, and harps and psalteries for singers: and there were none such seen before in the land of Judah. Ary ny hazo almoga dia nataon' ny mpanjaka ambaratonga mankamin' ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an' ny mpihira koa; ary tsy mbola nisy hita toy izany teo aloha tamin' ny tanin' ny Joda. Ka ny hazo santala dia nanaovan' ny mpanjaka arofanina amin' ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka, ary harpa aman-dokanga ho an' ny mpihira. Tsy mbola nisy nahita hazo toy izany taloha, teo amin' ny tanin' i Jodà. Le roi fit avec le bois d' algummim des planchers pour le Temple de Yahvé et pour le palais royal, des lyres et des harpes pour les musiciens; on n' avait encore jamais rien vu de pareil dans le pays de Juda.