<-
->

2Tt / 2Tan 9:15 And king Solomon made two hundred targets of beaten gold: six hundred shekels of beaten gold went to one target. Ary Solomona mpanjaka nanao ampinga volamena lehibe roan-jato tamin' ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely enin-jato no napetaka tamin' ny ampinga lehibe iray. Nanao ampinga volamena lehibe roan-jato tamin' ny volamena voatefy Salomona mpanjaka ka volamena enin-jato sikla avy no lany tamin' ny isan' ampinga; Le roi Salomon fit deux cents grands boucliers d' or battu, sur chacun desquels il appliqua six cents sicles d' or battu,