<-
->

Ezr / Esd 1:1 Now in the first year of Cyrus king of Persia, that the word of the Lord by the mouth of Jeremiah might be fulfilled, the Lord stirred up the spirit of Cyrus king of Persia, that he made a proclamation throughout all his kingdom, and put it also in writing, saying, Ary tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, dia notairin' i Jehovah ny fanahin' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, mba hanatanteraka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Jeremia, ka dia nandefa teny eran' ny fanjakany rehetra izy, sady nataony an-tsoratra koa izany hoe: Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa mpanjakan' i Persa, dia namporisihin' ny Tompo ny fanahin' i Sirosa mpanjakan' i Persa, mba hahatanteraka ny tenin' ny Tompo, nolazainy tamin' ny vavan' i Jeremia: ka nasainy natao kabary sy nolazaina an-tsoratra, hiely eran' ny fanjakany izao teny izao: Or la première année de Cyrus, roi de Perse, pour accomplir la parole de Yahvé prononcée par Jérémie, Yahvé éveilla l' esprit de Cyrus, roi de Perse, qui fit proclamer et même afficher dans tout son royaume