<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 1:3 | Who is there among you of all his people? |
Koa iza avy moa aminareo rehetra no olony? Andriamaniny anie homba azy, fa aoka hiakatra any Jerosalema izay any Joda izy ka hanao ny tranon' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izy no Andriamanitra Izay any Jerosalema. | Ka iza aminareo no vahoakany? Homba azy anie ny Andriamaniny, ary aoka hiakatra any Jerosalema any Jodà izy, ka hanao ny tranon' ny Tompo Andriamanitr' Israely, dia ilay Andriamanitra izay ao Jerosalema. | Quiconque, parmi vous, fait partie de tout son peuple, que |