<-
->

Ezr / Esd 1:4 And whosoever remaineth in any place where he sojourneth, let the men of his place help him with silver, and with gold, and with goods, and with beasts, beside the freewill offering for the house of God that is in Jerusalem. Ary na iza na iza sisa tratra, dia aoka ny tompon-tany ao amin' izay ivahiniany hanome azy volafotsy sy volamena sy fanaka ary biby fiompy mbamin' ny fanati-tsitrapo ho an' ny tranon' Andriamanitra, izay any Jerosalema. Aoka ny olona rehetra sisan' i Jodà ao amin' ny fonenana itoerany, na iza na iza, dia ho ampian' ny olona ao amin' io fonenana io, amin' ny volafotsy, volamena, fanaka, biby fiompy, mbamin' ny fanomezana an-tsitra-po hanaovana ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema. Qu'à tous les rescapés, partout, la population des lieux où ils résident apporte une aide en argent, en or, en équipement et en montures, en même temps que des offrandes de dévotion pour le Temple de Dieu qui est à Jérusalem."