<-
->

Ezr / Esd 10:10 And Ezra the priest stood up, and said unto them, Ye have transgressed, and have taken strange wives, to increase the trespass of Israel. Dia nitsangana Ezra mpisorona ka nanao taminy hoe: Hianareo efa nanao izay mahadiso, satria naka vehivavy hafa firenena ho vadinareo ka nampitombo ny fahadisoan' ny Isiraely. Dia nitsangana Esdrasa mpisorona, ka nanao tamin' izy ireo hoe: Efa nanota hianareo, fa namponina vehivavy hafa firenena eto aminareo ka nampitombo ny helok' Israely amin' izany hianareo. Alors le prêtre Esdras se leva et leur déclara : "Vous avez commis une infidélité en épousant des femmes étrangères : ainsi avez-vous ajouté à la faute d' Israël!