<-
->

Ezr / Esd 10:5 Then arose Ezra, and made the chief priests, the Levites, and all Israel, to swear that they should do according to this word. And they sware. Dia nitsangana Ezra ka nampianiana ny lohan' ny mpisorona sy ny Levita ary ny Isiraely rehetra hanao araka izany teny izany; dia nianiana ireo. Dia nitsangana Esdrasa, nampianiana ny lohan' ny mpisorona sy ny levita mbamin' Israely rehetra hanatanteraka izany voalaza teo izany, ka dia nianiana izy ireo. Alors Esdras se leva et fit jurer aux chefs des prêtres et des lévites et à tout Israël qu' ils agiraient comme il avait été dit. On jura.