<-
->

Ezr / Esd 10:6 Then Ezra rose up from before the house of God, and went into the chamber of Johanan the son of Eliashib: and when he came thither, he did eat no bread, nor drink water: for he mourned because of the transgression of them that had been carried away. Dia nitsangana niala teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra Ezra ka nankany amin' ny efi-trano nitoeran' i Johanana, zanak' i Eliasiba; ary nony tafiditra tao izy, dia tsy mba nihinan-kanina na nisotro rano, fa nalahelo izy noho ny fahadisoan' ny olona izay efa niverina avy tamin' ny fahababoana. Rahefa izany, niala teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra Esdrasa dia nankao amin' ny efi-tranon' i Johanana, zanak' i Eliasiba; nony tafiditra tao izy, dia tsy nihinan-kanina na nisotro fa nisaona noho ny fahotan' ny zanaky ny fahababoana. Esdras quitta le devant du Temple de Dieu et se rendit à la salle de Yohanân, fils d' Elyashib, où il passa la nuit sans manger de pain ni boire d' eau, car il était dans le deuil à cause de l' infidélité des exilés.