<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 10:9 | Then all the men of |
Ary nony tamin' ny andro fahatelo dia vory tany Jerosalema ny lehilahy rehetra tamin' ny Joda sy ny Benjamina, dia tamin' ny andro faharoa-polo tamin' ny volana fahasivy; ary nipetraka teo an-kalalahana akaikin' ny tranon' Andriamanitra ny olona rehetra ka nangovitra noho izany zavatra izany sy noho ny ranonorana be. | Tao anatin' ny hateloan' andro dia vory tao Jerosalema ny lehilahy rehetra amin' i Jodà sy Benjamina; andro faharoapolon' ny volana fahasivy tamin' izay. Nipetraka teo amin' ny kianjan' ny tranon' Andriamanitra avokoa ny vahoaka rehetra, samy nangovitra noho ity toe-draharaha, sady avy koa ny orana. | Tous les hommes de |