<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 2:1 | Now these are the children of the province that went up out of the captivity, of those which had been carried away, whom |
Ary izao no olona amin' izany tany izany izay niakatra avy amin' ny fahababoana, izay nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy, | Ireto ny olona ambanivohitra niverina avy amin' izay nanaovana sesi-tany azy, dia izay nentin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona ho any Babilona, ka niverina ho any Jerosalema sy Jodà, samy ho any an-tanànany avy; | Voici les gens de la province qui revinrent de la captivité et de l' exil, ceux que |