<-
->

Ezr / Esd 2:61 And of the children of the priests: the children of Habaiah, the children of Koz, the children of Barzillai; which took a wife of the daughters of Barzillai the Gileadite, and was called after their name: Ary ny avy tamin' ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak' i Habaia, ny taranak' i Hakoza, ny taranak' i Barzilay; nampaka-bady avy tamin' ny zanakavavin' i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany. Ary ny tamin' ny taranaky ny mpisorona: dia ny taranak' i Hobià, ny taranak' i Akosa, ny taranak' i Berzelaì, izay naka vady tamin' ny zanakavavin' i Berzelaì, Galaadita, ka dia nantsoina amin' ny anarany. Et parmi les fils des prêtres : les fils de Hobayya, les fils d' Haqqoç, les fils de Barzillaï celui-ci avait pris pour femme l' une des filles de Barzillaï, le Galaadite, dont il adopta le nom.