<-
->

Ezr / Esd 4:10 And the rest of the nations whom the great and noble Asnapper brought over, and set in the cities of Samaria, and the rest that are on this side the river, and at such a time. mbamin' ny firenena sisa izay nentin' i Asnapara lehibe sady malaza ho babo, ka namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin' ny tany sasany etý an-dafin' ny ony etý... ary ny vahoaka sisa, izay nentin' i Asnafara, lehibe sady malaza, nafindrany sy namponeniny ao an-tanànan' i Samaria sy amin' ny tany sasany aty an-dafin' ny ony, etc. et les autres peuples que le grand et illustre Assurbanipal a déportés et établis dans les villes de Samarie et dans le reste de la Transeuphratène.