<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 4:17 | Then sent the king an answer unto |
Dia nampitondrain' ny mpanjaka ny valiny ho any amin-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin' ny namany sisa izay nonina tany Samaria sy tany amin' ny tanàna sasany an-dafin' ny ony, nanao hoe: Fiadanana ..... | Izao no valy nalefan' ny mpanjaka ho an-dRehoma governora, Samsaì mpanoratra, mbamin' ny namany sisa, monina ao Samaria sy amin' ny tanàna hafa any an-dafin' ny ony: Arahaba, etc. | Le roi envoya cette réponse "A |