<-
->

Ezr / Esd 4:24 Then ceased the work of the house of God which is at Jerusalem. So it ceased unto the second year of the reign of Darius king of Persia. Dia natsahatra tsy natao ny tranon' Andriamanitra, izay tany Jerosalema; ary mbola nitsahatra ihany izany hatramin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosy, mpanjakan' i Persia. Ka dia natsahatra ny asa amin' ny tranon' Andriamanitra tao Jerosalema; ary naato teo izy, hatramin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjakan' i Persa. C' est ainsi qu' avaient été arrêtés les travaux pour le Temple de Dieu à Jérusalem : ils demeurèrent interrompus jusqu'à la deuxième année du règne de Darius, roi de Perse.