<-
->

Ezr / Esd 4:3 But Zerubbabel, and Jeshua, and the rest of the chief of the fathers of Israel, said unto them, Ye have nothing to do with us to build an house unto our God; but we ourselves together will build unto the Lord God of Israel, as king Cyrus the king of Persia hath commanded us. Fa Zerobabela sy Jesoa mbamin' ny namany lohan' ny fianakaviana tamin' ny Isiraely namaly azy hoe: Tsy misy raharaha hikambananareo aminay amin' ny hanaovana trano ho an' Andriamanitray; fa izahay ihany no hanao trano ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, araka izay efa nandidian' itompokolahy Kyrosy, mpanjakan' i Persia, anay. Fa namaly azy kosa Zorobabela sy Josoe mbamin' ireo namany loham-pianakavian' Israely nanao hoe: Tsy mety raha izahay sy hianareo no miara-manao ny tranon' Andriamanitray, fa izahay ihany no hanao azy, ho an' ny Tompo Andriamanitr' Israely, araka ny voadidin' ny mpanjaka, dia Sirosa mpanjakan' i Persa. Zorobabel, Josué et les autres chefs de familles israélites leur répondirent : "Il ne convient point que nous bâtissions, vous et nous, un Temple à notre Dieu : C' est à nous seuls de bâtir pour Yahvé le Dieu d' Israël, comme nous l' a prescrit Cyrus, roi de Perse."