<-
->

Ezr / Esd 4:5 And hired counsellors against them, to frustrate their purpose, all the days of Cyrus king of Persia, even until the reign of Darius king of Persia. sady nanamby olona hanome hevitra hanohitra azy hahafoana ny heviny hatramin' ny andro nanjakan' i Kyrosy tany Persia ka hatramin' ny nanjakan' i Dariosy, mpanjakan' i Persia. Ary azony tambim-bola hamely azy aza ny mpanolo-tsaina sasany, mba tsy hahavanona ny asany. Ary izany dia naharitra nandritra ny andron' i Sirosa, mpanjakan' i Persa, ka hatramin' ny andro nanjakan' i Dariosa, mpanjakan' i Persa. on soudoya contre eux des conseillers pour faire échouer leur plan, pendant tout le temps de Cyrus, roi de Perse, jusqu' au règne de Darius, roi de Perse.