<-
->

Ezr / Esd 4:6 And in the reign of Ahasuerus, in the beginning of his reign, wrote they unto him an accusation against the inhabitants of Judah and Jerusalem. Ary raha vao nanjaka Ahasoerosy, dia nanoratra ho any aminy ireo hanendrikendrika ny mponina tany Joda sy Jerosalema. Ary tamin' ny andro nanjakan' i Asoerosa, tamin' ny fiandohan' ny fanjakany, dia nanoratra taratasy fitoriana ny mponina tany Jodà sy Jerosalema izy ireo. Sous le règne de Xerxès, au début de son règne, ils rédigèrent une plainte contre les habitants de Juda et de Jérusalem.