<-
->

Ezr / Esd 4:7 And in the days of Artaxerxes wrote Bishlam, Mithredath, Tabeel, and the rest of their companions, unto Artaxerxes king of Persia; and the writing of the letter was written in the Syrian tongue, and interpreted in the Syrian tongue. Ary tamin' ny andron' i Artaksersesy no nanoratan' i Bislama sy Mitredata sy Tabela mbamin' ny namany sisa ho any amin' i Artaksersesy, mpanjakan' i Persia; ary ny soratra tamin' ny taratasy dia nataony tarehin-tsoratra Syriana sady nataony teny Syriana koa. Ary tamin' ny andron' i Artakserksesa, Beselama, Mitridata, Tabeela, mbamin' ireo namany sisa, dia nanaratra ho any amin' i Artakserksesa mpanjakan' i Persa; tarehin-tsoratra arameana no nanoratany ny taratasy, ary nadikany ho fiteny arameana. Au temps d' Artaxerxès, Mithridate, Tabéel et leurs autres collègues écrivirent contre Jérusalem à Artaxerxès, roi de Perse. Le texte du document était d'écriture araméenne et de langue araméenne.