<-
->

Ezr / Esd 5:14 And the vessels also of gold and silver of the house of God, which Nebuchadnezzar took out of the temple that was in Jerusalem, and brought them into the temple of Babylon, those did Cyrus the king take out of the temple of Babylon, and they were delivered unto one, whose name was Sheshbazzar, whom he had made governor; Ary ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon' Andriamanitra, izay efa nalain' i Nebokadnezara tao amin' ny tempoly tany Jerosalema ka nentiny ho any amin' ny tempoly any Babylona, dia nalain' i Kyrosy mpanjaka tao amin' ny tempoly any Babylona ka natolotra tamin' ny anankiray atao hoe Sesbazara, izay efa notendreny ho governora; Ary ny fanaka volamena sy volafotsin' ny tranon' Andriamanitra izay nalain' i Nabokodonozora tany Jerosalema ka nentiny ho ao amin' ny tempolin' i Babilona, dia natolotra an' ilay atao hoe Sasabasara, notendreny ho governora, en outre, les ustensiles d' or et d' argent du Temple de Dieu, dont Nabuchodonosor avait dépouillé le sanctuaire de Jérusalem et qu' il avait transférés en celui de Babylone, le roi Cyrus les fit enlever du sanctuaire de Babylone et remettre à un nommé Sheshbaççar, qu' il institua gouverneur;