<-
->

Ezr / Esd 5:2 Then rose up Zerubbabel the son of Shealtiel, and Jeshua the son of Jozadak, and began to build the house of God which is at Jerusalem: and with them were the prophets of God helping them. Dia nitsangana Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Jesoa, zanak' i Jozadaka, ka nanomboka nanao ny tranon' Andriamanitra any Jerosalema indray; ary ireo mpaminanin' Andriamanitra ireo dia teo aminy ka nanampy azy. Ka nitsangana nanomboka ny fanaovana ny tranon' Andriamanitra ao Jerosalema indray Zorobabela zanak' i Salatiela, sy Josoe zanak' i Josedeka, ary niaraka taminy koa ireo mpaminanin' Andriamanitra nanampy azy. Sur ce, Zorobabel, fils de Shéaltiel, et Josué, fils de Yoçadaq, se levèrent et commencèrent à bâtir le Temple de Dieu à Jérusalem : les prophètes de Dieu étaient avec eux, leur donnant de l' aide.