<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 5:8 | Be it known unto the king, that we went into the province of |
Aoka ho fantatry ny mpanjaka fa nankany amin' ny tany Joda izahay ho any an-tranon' Andriamanitra lehibe, izay atao amin' ny vato vaventy, sady misy hazo alatsaka amin' ny rindrin-trano, ary mandroso tsara izany asa izany sady ambinina eo an-tànany. | Aoka ho fantatry ny mpanjaka, fa teny amin' ny faritanin' i Jodà, amin' ny tranon' Andriamanitra lehibe, izahay. Vato makadiry no anaovany azy, ary ny hazo dia alatsaka amin' ny rindrina, atao amim-pahazotoana ny asa, ary mandroso tsara ao an-tànan' izy ireo. | Le roi doit être informé que nous nous sommes rendus dans le district de |