<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 6:21 | And the children of |
Dia nihinana izany ny Zanak' Isiraely izay efa nody avy tamin' ny fahababoana mbamin' izay rehetra niavaka ho namany ka niala tamin' ny fahalotoan' ny firenena tompon-tany hitady an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, | Nihinana ny Paka ny zanak' Israely avy any amin' ny fahababoana, mbamin' izay rehetra niala tamin' ny fahalotoan' ny firenena tompon-tany, sy nanatona azy hiara-mitady an' ny Tompo Andriamanitr' Israely. | Mangèrent la pâque : les |