<-
->

Ezr / Esd 6:22 And kept the feast of unleavened bread seven days with joy: for the Lord had made them joyful, and turned the heart of the king of Assyria unto them, to strengthen their hands in the work of the house of God, the God of Israel. ka dia nitandrina ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira hafitoana tamin' ny fifaliana izy; fa Jehovah efa nampifaly azy ary efa nampiova ny fon' ny mpanjakan' i Asyria hamindra fo aminy ka hampahery ny tànany tamin' ny nanaovany ny tranon' Andriamanitra, dia Andriamanitry ny Isiraely. Tamin-kafaliana no nanaovan' izy ireo ny fetin' ny Azima mandritra ny hafitoana; fa nampifalian' ny Tompo izy, tamin' ny nitarihany ny fon' ny mpanjakan' i Asiria hanampy azy ireo sy hanohana ny tànany amin' ny asa momba ny tranon' Andriamanitra, dia ny Andriamanitr' Israely. Ils célébrèrent avec joie pendant sept jours la fête des Azymes, car Yahvé les avait remplis de joie, ayant incliné vers eux le coeur du roi d' Assur, pour qu' il fortifiât leurs mains dans les travaux du Temple de Dieu, le Dieu d' Israël.