<-
->

Ezr / Esd 6:5 And also let the golden and silver vessels of the house of God, which Nebuchadnezzar took forth out of the temple which is at Jerusalem, and brought unto Babylon, be restored, and brought again unto the temple which is at Jerusalem, every one to his place, and place them in the house of God. ary ny fanaky ny tranon' Andriamanitra, na ny volamena na ny volafotsy, izay nalain' i Nebokadnezara tao amin' ny tempoly tany Jerosalema ka nentiny ho any Babylona, dia aoka haverina ho any amin' ny tempoly any Jerosalema indray ireo, samy ho amin' ny fitoerany avy, ka aoka hapetraka ao an-tranon' Andriamanitra avokoa. Fanampin' izany, ny fanaka volamena sy volafotsin' ny tranon' Andriamanitra izay nalain' i Nabokodonozora tany amin' ny tempoly any Jerosalema dia haverina ka dia hoentina ao amin' ny tempoly any Jerosalema, hatao amin' ny fitoerany teo, ka hapetrakao ao an-tranon' Andriamanitra. En sus, les ustensiles d' or et d' argent du Temple de Dieu que Nabuchodonosor enleva au sanctuaire de Jérusalem et emporta à Babylone, on les restituera, pour que tout reprenne sa place au sanctuaire de Jérusalem et soit déposé dans le Temple de Dieu."