<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 7:19 | The vessels also that are given thee for the service of the house of thy |
Ary ny fanaka izay nomena anao hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitrao dia atolory eo anatrehan' Andriamanitra any Jerosalema. | Apetraho eo anatrehan' Andriamanitr' i Jerosalema ny fanaka natolotra anao, hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitrao. | Les ustensiles qu' on t' a remis pour le service du Temple de |