<-
->

Ezr / Esd 9:9 For we were bondmen; yet our God hath not forsaken us in our bondage, but hath extended mercy unto us in the sight of the kings of Persia, to give us a reviving, to set up the house of our God, and to repair the desolations thereof, and to give us a wall in Judah and in Jerusalem. Fa andevo izahay, nefa tsy nafoin' Andriamanitray, na dia tamin' ny fahandevozanay aza, fa nataony nahazo famindram-po eto imason' ireo mpanjakan' i Persia ihany hanomezany anay famelombelomana, hanangananay ny tranon' Andriamanitray sy hanamboaranay ny rava eo, ary hanomezany anay manda any Joda sy Jerosalema. Fa andevo izahay, nefa tsy nahafoy anay tao anatin' ny fahandevozanay ny Andriamanitray. Nitarika ireo mpanjakan' i Persa hanisy soa anay izy hamelombelona ny ainay, mba hanaovanay ny tranon' Andriamanitray sy hamboaranay ny rava eo, dia hanomezany anay fonenana voafefy amin' i Jodà sy Jerosalema. Car nous sommes esclaves; mais dans notre servitude notre Dieu ne nous a point abandonnés : il nous a concilié la faveur des rois de Perse, nous accordant un répit pour que nous puissions relever le Temple de notre Dieu et restaurer ses ruines, et nous procurant un abri sûr en Juda et à Jérusalem.