<-
->

Neh / Ne 11:2 And the people blessed all the men, that willingly offered themselves to dwell at Jerusalem. Ary nisaoran' ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema. Ary nisaoran' ny vahoaka izay rehetra nanolo-tena ho azy, honina ao Jerosalema. Et le peuple bénit tous les hommes qui furent volontaires pour résider à Jérusalem.