<-
->

Neh / Ne 11:24 And Pethahiah the son of Meshezabeel, of the children of Zerah the son of Judah, was at the king' s hand in all matters concerning the people. Ary Petahia, zanak' i Mesezabela, isan' ny taranak' i Zera, zanak' i Joda, dia teo anilan' ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin' ny olona. Faratiasa zanak' i Mesezebela, isan-taranak' i Zarà, zanak' i Jodà kosa no mpanao raharahan' ny mpanjaka, amin' ny raharaha rehetra momba ny vahoaka. Petahya, fils de Meshézabéel, qui appartenait aux fils de Zérah, fils de Juda, était à la disposition du roi pour toutes les affaires du peuple.