<-
->

Neh / Ne 11:25 And for the villages, with their fields, some of the children of Judah dwelt at Kirjatharba, and in the villages thereof, and at Dibon, and in the villages thereof, and at Jekabzeel, and in the villages thereof, Fa ny amin' ny vohitra eny an-tsaha, dia ny sasany tamin' ny taranak' i Joda no nonina tany Kiriat-arba sy ny zana-bohiny, ary tany Dibona sy ny zana-bohiny, ary tany Jekabzela sy ny zana-bohiny, Ny amin' ny tanàna sy ny tany momba azy dia izao no nonenan' ny zanak' i Jodà: Kariata-Arbe, mbamin' ny vohitra momba azy, Dibona mbamin' ny vohitra momba azy, Kabseela, mbamin' ny zana-bohiny; Et dans les villages situés dans leurs champs. Des fils de Juda demeuraient à Qiryat-ha-Arba et dans ses dépendances, à Dibôn et dans ses dépendances, à Yeqqabçéel et dans les villages de son ressort,