<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 12:35 | And certain of the priests' sons with trumpets; namely, |
ary ny sasany tamin' ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak' i Jonatana, zanak' i Semaia, zanak' i Matania, zanak' i Mikaia, zanak' i Zakora, zanak' i Asafa, | mbamin' ny rahalahiny, Semeiasa, Azareela, Malalaì, Galalaì, Maaì, Natanaela, Jodà, ary Hananì, nitondra ny zava-manenon' i Davida, olon' Andriamanitra. Esdrasa mpanora-dalana no nialoha an' ireo. | choisis parmi les prêtres et munis de trompettes; puis |