<-
->

Neh / Ne 12:45 And both the singers and the porters kept the ward of their God, and the ward of the purification, according to the commandment of David, and of Solomon his son. Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin' Andriamaniny sy ny amin' ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin' i Davida sy Solomona zanany. Fa fahiny, tamin' ny andron' i Davida sy Asafa, lehiben' ny mpihira, dia fanao ny manao hira fiderana amam-pisaorana ho fankalazana an' Andriamanitra. Ce sont eux qui assuraient le service de leur Dieu et le service des purifications ainsi que les chantres et les portiers , suivant les prescriptions de David et de Salomon son fils.