<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 13:19 | And it came to pass, that when the gates of |
Ary raha vao malomaloka ny vavahadin' i Jerosalema talohan' ny Sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady, ka tsy navelako hovohana mandra-pahatapitry ny Sabata ary notendreko ny zatovoko sasany hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin' ny andro Sabata. | Taorian' izany, nony efa maizimaizina ny teo amin' ny fidirana ho ao Jerosalema, alohan' ny sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady, ka tsy navelako hovohana raha tsy efa tapitra ny sabata. Fanampin' izany, napetrako teo am-bavahady ny oloko sasany, mba tsy hisy hampidirana amin' ny andro sabata ny entana rehetra. | Aussi, dès que l' ombre eut gagné les portes de |