<-
->

Neh / Ne 2:12 And I arose in the night, I and some few men with me; neither told I any man what my God had put in my heart to do at Jerusalem: neither was there any beast with me, save the beast that I rode upon. Ary nifoha tamin' ny alina aho, dia izaho sy ny olom-bitsy nomba ahy; nefa tsy nisy olona nilazako izay natsindrin' Andriamanitra ny foko hatao any Jerosalema; ary tsy nisy biby nentiko afa-tsy ilay nitaingenako ihany. nifoha tamin' ny alina aho, nomban' olona vitsivitsy. Tsy nilaza tamin' olona izay natoron' Andriamanitra tao am-poko hatao ho an' i Jerosalema aho. Tsy nitondra biby manompo aho afa-tsy ilay notaingenako ihany. Puis je me levai, de nuit, accompagné de quelques hommes, sans avoir confié à personne ce que mon Dieu m' avait inspiré d' accomplir pour Jérusalem, et sans avoir avec moi d' autre animal que ma propre monture.