<-
->

Neh / Ne 2:20 Then answered I them, and said unto them, The God of heaven, he will prosper us; therefore we his servants will arise and build: but ye have no portion, nor right, nor memorial, in Jerusalem. Dia namaly azy aho ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay, ka dia hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo tsy manana anjara. na rariny, na fahatsiarovana akory, atý Jerosalema. Fa namaly azy aho, ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra no hanambina anay, ka dia hitsangan-kanorina izahay mpanompony; ary raha hianareo, dia tsy manana anjara, na rariny, na fahatsiarovana akory, aty Jerosalema hianareo. Mais je leur répliquai en ces termes : "C' est le Dieu du ciel qui nous fera réussir. Nous, ses serviteurs, nous allons nous mettre à construire. Quant à vous, vous n' avez ni part, ni droit, ni souvenir dans Jérusalem."