<-
->

Neh / Ne 2:5 And I said unto the king, If it please the king, and if thy servant have found favour in thy sight, that thou wouldest send me unto Judah, unto the city of my fathers' sepulchres, that I may build it. dia vao niteny tamin' ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin' ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany. Nivavaka tamin' Andriamanitry ny lanitra aho, dia namaly ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka ka mba nahita fitia eo imasony koa ity mpanompony dia alefao aho ho any Jodà, any amin' ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy indray. et répondis au roi : "S' il plaît au roi et que tu sois satisfait de ton serviteur, laisse-moi aller en Juda, dans la ville des tombeaux de mes pères, que je la reconstruise."