<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:21 | After him repaired |
Manarakaraka io koa dia nisy namboarin' i Meremota, zanak' i Oria, zanak' i Hakoza, hatramin' ny varavaran' ny tranon' i Eliasiba ka hatramin' ny faran' ny tranon' i Eliasiba. | Nanarakaraka azy dia Merimota zanak' i Oria, zanak' i Akosa no nanamboatra ny ilany anankiray hatreo amin' ny varavaran' ny tranon' i Eliasiba, ka hatrarý amin' ny faran' ny tranon' i Eliasiba. | Après lui |