<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 3:30 | After him repaired |
Manarakaraka io koa dia nisy namboarin' i Hanania, zanak' i Setemia, sy Hanona, fahenin' ny zanak' i Zalafa. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Mesolama, zanak' i Berekia, dia ny teo amin' ny tandrifin' ny efi-tranony ihany. | Manarakaraka azy, Hananìasa zanak' i Selemiasa sy Hanona fahenin' ny zanak' i Selefa, nanamboatra ny laniny iray hafa. Manarakaraka azy Mosolama, zanak' i Barakia, nanamboatra ny teo anoloan' ny tranony. | Après lui |