<-
->

Neh / Ne 4:6 So built we the wall; and all the wall was joined together unto the half thereof: for the people had a mind to work. Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin' ireo ka nanao taminay im-polo hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo, dia miverena atý aminay, Kanjo nony tonga ireo Jody nonina tao akaikiny dia nampandre anay impolo na avy aiza na avy aiza no ihavian' ny fahavalo hamely anay. Or il arrivait des Juifs qui habitaient près d' eux et qui dix fois nous avertirent : "Ils montent contre nous de toutes les localités qu' ils habitent!"