<-
->

Neh / Ne 6:3 And I sent messengers unto them, saying, I am doing a great work, so that I cannot come down: why should the work cease, whilst I leave it, and come down to you? Dia naniraka olona hankany aminy kosa aho hanao hoe: Asa lehibe no ataoko, ka tsy afa-midina aho; nahoana no hilaozako midina any aminareo ny asa ka hatsahatra? Nandefa iraka aho hilaza aminy hoe: Asa lehibe no ataoko ka tsy afa-midina aho. Ary nahoana ange ny asa no hiato, fa hilaozako hankany aminareo? Je leur envoyai donc des messagers avec cette réponse : "Je suis occupé à un grand travail et ne puis descendre : pourquoi le travail s' arrêterait-il, quand je le quitterais pour descendre vers vous?"